"Mifankazara amin'ny Tsitoha ianao,dia hiadana;izany no hahatongavan'ny soa aminao"(Joba 22:21)

MIANTSO HANAO FIFONANA FAOBE ANDRIAMANITRA :

 Voafehin'Andriamanitra ny zava-drehetra. 

Aoka isika tsy variana hifanameloka fa hifona matoa avelany manjaka ny doro-tanety sy ny tsy fisian-drano,... « dia henoy any an-danitra fonenanao ny fivavany sy ny fifonany ka omeo rariny izy; ary mamelà ny olonao izay efa nanota taminao. » (2 Tantara 6:39). 

MBOLA TSY TARA IZAO ! 

 


VAVAKA : RAY O ! MIFONA AMINAO IZAHAY ! MAMINDRA FO AMINAY ! VONJEO NY TANINAY TOMPO O ! MAMELA NY HELOKAY ! @ ANARAN’I JESO KRISTY TOMPO ! AMEN ! (Teny zaraina 4260).