"Mifankazara amin'ny Tsitoha ianao,dia hiadana;izany no hahatongavan'ny soa aminao"(Joba 22:21)

HO AN’NY TOMPO NO ANTOM-PISIANAO

Hafa ianao manao ny zava-DREHETRA @ fo tahaka ny ho an'ny Tompo fa tsy ho an'olona « ary na inona na inona no ataonareo, dia ataovy @ fo, tahaka ny ho an'ny Tompo, fa tsy ho an'olona, » (Kolosiana 3:23)

ho voninahitry ny Anarany « Koa @ izany, na mihinana na misotro ianareo, na inona na inona ataonareo, dia ataovy ho voninahitr'Andriamanitra izany rehetra izany. » (1 Korintiana 10:31)

Hafa ny fitondran-tenanao « …; fa aoka ho tonga fianarana ho an'ny mino ianao @ fiteny, @ fitondran-tena, @ fitiavana, @ finoana, @ fahadiovana. » (1 Timoty 4:12b)

FOANA HO AZY NY TENY MALOTO SY NY FIJANGAJANGANA ARY NY LOLOM-PO SNS… !!!

 


 VAVAKA : RAY O ! NA LEHIBE IZAHAY NA TANORA ARY HITAIZA NY ANKIZY MBA HANOME VONINAHITRA ANAO @ ZAVATRA ATAONAY REHETRA @ FOTOANA REHETRA ! @ ANARAN’I JESO KRISTY TOMPO ! AMEN ! (Teny zaraina 4262).