"Mifankazara amin'ny Tsitoha ianao,dia hiadana;izany no hahatongavan'ny soa aminao"(Joba 22:21)

IAINO IREO DINGANA 4 IAINAN'NY MASONAO OLON'I KRISTY :

1) Mijery an'i Kristy, 

2) Mahita an'i Kristy, 

3) Mifantoka @ i Kristy, 

4) Mibanjina an'i Kristy. « Fa izao no sitrapon'ny Raiko, dia ny hahazoan'izay rehetra mijery ny Zanaka ka mino Azy fiainana mandrakizay; ary Izaho hanangana azy @ andro farany. » (Jaona 6:40)

MAHEREZA ! 


 

VAVAKA : JESO KRISTY TOMPO O ! SAMBATRA IZAHAY NAHITA ANAO ARAKA NY VOASORATRA AO @ LIOKA 10 :23 ! MANANA FAHATONIANA IZAHAY HIATRIKA NY FIAINANAY ARY MANANA ANTOKA NY MANDRAKIZAY KOA ! MANKASITRAKA TOMPO O ! AMEN ! ( Teny Zaraina 4275).