"Mifankazara amin'ny Tsitoha ianao,dia hiadana;izany no hahatongavan'ny soa aminao"(Joba 22:21)

HIDERANA AN’ANDRIAMANITRA NO ANTONY NAMORONANA ANTSIKA OLOMBELONA

Noforonin'Andriamanitra hanambara ny fiderana Azy ny olombelona  « Izao olona noforoniko ho Ahy izao no hanambara ny fiderana Ahy. » (Isaia 43:21)

Midera Azy ny olona na manao firaisana ara-nofo aza noho izany FADY NY MIJANGAJANGA « Aza mijangajanga. » (Eksodosy 20:14)

TANDREMO SAO SANATRIA HO FITAOVANA HAHATONGA NY HAFA HISAINA HIJANGAJANGA ISIKA! 

 


VAVAKA: RAY O! APETRAKA EO AM-PELATANANAO NY MOMBA ANAY REHETRA, NY FITAFINAY, FISAINANAY, FITONDRAN-TENANAY,… MBA TSY HIJANGAJANGANAY! @ ANARAN’I JESOSY KRISTY TOMPO AMEN! (Teny zaraina 4263).