« Ary
hataoko manda varahina mirova ho amin'ity firenena ity ianao: Hiady aminao izy,
nefa tsy hahaleo anao; Fa momba anao hamonjy sy hanafaka anao Aho, hoy
Jehovah; » (Jeremia 15:20)
hanafaka anao @ fomba mahagaga i Kristy
« Izy no
mamonjy sy manafaka ary manao famantarana sy fahagagana any an-danitra sy ety
an-tany, ary Izy no namonjy an'i Daniela ho afaka tamin'ny herin'ny
liona. » (Daniela 6:28)
Miarahaba
antsika nahatratra ny taom-panafahana.Ratrema Xavier 7 mianaka.
TRATRY NY TAONA
E !!!