"Mifankazara amin'ny Tsitoha ianao,dia hiadana;izany no hahatongavan'ny soa aminao"(Joba 22:21)

HAMPATSIAROANAO NY TOMPO


Misaora an’Andriamanitra fa Izy no mampahatsiaro an’ireo olona izay tokony ho entinao am-bavaka ,
« Misaotra an'Andriamanitra amin'ny fahatsiarovako anareo mandrakariva aho amin'ny fivavahako rehetra ho anareo rehetra, ka mangataka amin'ny fifaliana, »Fil1 :3-4,
mba hadio am-po sy hiaina ny fahamarinana,
 « mba hamantaranareo izay zavatra tsara indrindra [samy hafa], mba ho madio am-po ary tsy hanan-tsiny ho amin'ny andron'i Kristy hianareo, sady feno ny vokatry ny fahamarinana, izay avy amin'ny alalan'i Jesosy Kristy, ho voninahitra sy fiderana an'Andriamanitra. »Fil1 :10-11,
MAHEREZA !MIVAVAKA !

VAVAKA :RAY O !TARIHO HATRANY AHO @ IZAY OLONA TOKONY HO ENTIKO AM-BAVAKA !@ ANARAN’I JESOSY KRISTY VELONA AVY ANY NAZARETA AMEN !