"Mifankazara amin'ny Tsitoha ianao,dia hiadana;izany no hahatongavan'ny soa aminao"(Joba 22:21)

FAMPIERITRERETANA


 Ireo fahalemena V3 hananan'ny Lehilahy:
Voninahitra,Vola,Vehivavy;
Ny fahalemena L3 an'ny Vehivavy:
Lamaody,Lela,Lehilahy,
MARINA VE? 
 « Ahoana ary? Moa tsy fantatrareo fa ny tenanareo dia tempolin'ny Fanahy Masina, Izay ao anatinareo sady efa azonareo tamin'Andriamanitra? ka tsy tompon'ny tenanareo ianareo. Fa olom-boavidy ianareo, koa dia mankalazà an'Andriamanitra amin'ny tenanareo. » (1 Korintiana 6:19-20).
 ANTSIKA NO MAMALY! 

VAVAKA: RAY O! MISAOTRA ANAO MITAIZA ANAY MBA HO HITA TARATRA EO @ FIAINANAY FA OLONAO IZAHAY!@ ANARAN’I JESOA KRISTY ZANAK’ANDRIAMANITRA VELONA AVY ANY NAZARETA AMEN!