"Mifankazara amin'ny Tsitoha ianao,dia hiadana;izany no hahatongavan'ny soa aminao"(Joba 22:21)

EFA VOATOKANA HO AN’I KRISTY I MADAGASIKARA:

 Hisy tany ho feno voninahitr'Andriamanitra « Fa ny tany ho feno ny fahalalana ny voninahitr'i Jehovah, Toy ny fanaron'ny rano ny fanambanin'ny ranomasina. » (Habakoka 2:14)

ary @ anaran'i Kristy no handohalian'ny lohalika rehetra eo @ ilay tany « mba ho amin'ny anaran'i Jesosy no handohalehan'ny lohalika rehetra, na ny any an-danitra, na ny ety an-tany, na ny any ambanin'ny tany, sy haneken'ny lela rehetra fa Jesosy Kristy no Tompo ho voninahitr'Andriamanitra Ray. » (Filipiana 2:10-11),

 isany I MADAGASIKARA araka ny  Fihirana FFPM 312/5 

“O! Jesosy feno antra! Dera laza ho anao! Ny lohalika rehetra! Handohalika aminao! Mitoera (2) fa anao ny Nosinay! ” sy ireo porofo aman-jatony maro. 

FINOANA ARAHINA ASA SISA ANDRASANA AMINTSIKA! 


 

VAVAKA: JESO KRISTY TOMPO O! EFA ANAO I MADAGASIKARA! HIJORO H@ FARANY IZAHAY HANAMBARA IZANY! TSY HAMPIDINA TANANA INTSONY AMEN! (Teny zaraina 4257).