"Mifankazara amin'ny Tsitoha ianao,dia hiadana;izany no hahatongavan'ny soa aminao"(Joba 22:21)

ELIA AO @ I KRISTY IANAO:

Ny voasoratra ve? Elia dia olona tahaka antsika ihany, ary izy nahery nivavaka mba hilatsahan'ny ranonorana dia nilatsaka izany « Elia dia olona tahaka antsika ihany, … ,Ary nivavaka indray izy, dia nandatsaka ranonorana ny lanitra, ka nahavokatra ny tany. » (Jakoba 5:17a-18).

 HAHOMBY NY VAVAKAO! 

 


VAVAKA: RAY O! MISAOTRA ANAO HANDATSAKA NY RANONORANA! @ ANARAN’I JESOSY KRISTY TOMPO! AMEN! (Teny zaraina 4267).