"Mifankazara amin'ny Tsitoha ianao,dia hiadana;izany no hahatongavan'ny soa aminao"(Joba 22:21)

HIDINA AMINAO IZAO NY HERIN’ANDRIAMANITRA:

Ry zanak'Andriamanitra vao mandray izao hafatra izao ianao dia mifantoha! mifantoha! mifantoha! fa hidina aminao ny herin'Andriamanitra « Fa izay rehetra nandray Azy dia nomeny hery* ho tonga zanak'Andriamanitra, dia izay mino ny anarany, [*Na: anarana, na fahefana] » (Jaona 1:12)

Lazao am-pinoana ary hoe: MAHERY AHO! RAISIKO NY HERINAO! RAISIKO NY HERINAO TOMPO O! 

 


VAVAKA: RAY O! MINO AHO FA ZANAKAO! RAISIKO NY HERINAO HO ENTIKO MIATRIKA NY TONTOLO ANDROKO! @ ANARAN’I JESO KRISTY TOMPO AMEN! (Teny zaraina 4264).