"Mifankazara amin'ny Tsitoha ianao,dia hiadana;izany no hahatongavan'ny soa aminao"(Joba 22:21)

HIETRY NEFA HAHOMBY @ FANOMPOANA toy an'i Paoly IANAO

 hilaza hoe: 

Ambany indrindra @ Apostoly « Fa izaho dia ambany indrindra @ Apostoly ka tsy miendrika hatao hoe Apostoly, satria efa nanenjika ny fiangonan'Andriamanitra aho. » (1 Korintiana 15:9)

kely indrindra @ olona masina « Eny, izaho, izay kely noho ny kely indrindra @ olona masina rehetra, no nomena izao fahasoavana izao, dia ny hitory @ jentilisa ny haren'i Kristy tsy hita lany, » (Efesiana 3:8),

 lohany @ mpanota « Mahatoky ka tokony hekena @ fankasitrahana rehetra izao teny izao: tonga tety ambonin'ny tany Kristy Jesosy hamonjy ny mpanota, ary @ ireny izaho no lohany. » (1 Timoty 1:15).

 MATOKIA! 

 


VAVAKA: JESO KRISTY TOMPO O! NY FAHOMBIAZANAY OLONAO DIA TSY AVY AMINAY FA AVY AMINAO! NOHO NY FAHASOAVAN’ANDRIAMANITRA IRERY IHANY! AMEN! (Teny zaraina 4270).