"Mifankazara amin'ny Tsitoha ianao,dia hiadana;izany no hahatongavan'ny soa aminao"(Joba 22:21)

FANTATRAO VE FA MPAMBOLY DAHOLO ISIKA?

Mpamboly isika rehetra! Inona no lali-paka ao am-po sy ao an-tsaina ary ao @ fanahintsika? Samia hoe milaza 3? ohatra: 1)Kristy, 2)Fifaliana, 3)Fiadanana « Ny voany no hahafantaranareo azy. Manoty voaloboka @ tsilo va ny olona, na aviavy @ songosongo? » (Matio 7:16)

SA ZAVATRA HAFA? 

 


VAVAKA: JESO KRISTY TOMPO O! INDRAINDRAY TOKOA TOA ZAVATRA HAFA NO MIBAHANA ATO ANATINAY! HAMBOLY FANAMBY VAOVAO MIARAKA AMINAO IZAHAY AMEN! (Teny zaraina 4271).