"Mifankazara amin'ny Tsitoha ianao,dia hiadana;izany no hahatongavan'ny soa aminao"(Joba 22:21)

HAMOA NY HERIN’NY FANAHY MASINA AO ANATINAO:

2 taona monja dia voatorin'i Paoly sy ny mpianany Asia iray manontolo! « Ary naharitra roa taona ngarangidina izany, ka dia nandre ny tenin'ny Tompo izay rehetra nonina tany Asia, na Jiosy na jentilisa*. [* Gr. Grika] » (Asan'ny Apostoly 19:10),

 tsy nisy radio,fb,TV, fa Fanahy Masina no niasa! 

ao aminao anefa izany « Fa izay tarihin'ny Fanahin'Andriamanitra no zanak'Andriamanitra. » (Romana 8:14)

SAHIA MANAO DINGANA! 

 


VAVAKA: FANAHY MASINA O! TARIHO IZAHAY! MBA HAHOMBY @ HAMPAHAFANTARANA NY FANJAKAN’ANDRIAMANITRA! @ ANARAN’I JESOSY KRISTY TOMPO! AMEN! (Teny zaraina 4265).