"Mifankazara amin'ny Tsitoha ianao,dia hiadana;izany no hahatongavan'ny soa aminao"(Joba 22:21)

VONONA HANOME FIAINANA HO ANAO KRISTY

Tsy hanao ratsy mihitsy Andriamanitra
« Eny tokoa, Andriamanitra tsy manao ratsy mihitsy, ary ny Tsitoha tsy mba mamadika ny rariny. » (Joba 34:12)
araho ny diany dia ho sambatra ianao
« Koa mihainoa ahy ianareo, anaka; Fa sambatra izay manaraka ny diako; » (Ohabolana 8:32)

sady hahita fiainana
« Fa izay mahita ahy dia mahita fiainana Sady mahazo sitraka amin'i Jehovah; » (Ohabolana 8:35)
Mora ho anao olon'i Kristy izany
« Hoy Jesosy taminy: Izaho no mofon'aina; izay manatona Ahy tsy mba ho noana, ary izay mino Ahy tsy mba hangetaheta intsony. » (Jaona 6:35)

FANAMBY APETRANY AMINAO IZANY RAHA MANAIKY IANAO!!!

MINOA.