"Mifankazara amin'ny Tsitoha ianao,dia hiadana;izany no hahatongavan'ny soa aminao"(Joba 22:21)

FOTOANA FANAPOROFOINA EO ANATREHAN'ANDRIAMANITRA IZAO FA MIFANKATIA NY OLONY

Mila mifamonjy am-pitiavana
« Tsy misy manana fitiavana lehibe noho izao, dia ny manolotra ny ainy hamonjy ny sakaizany. » (Jaona 15:13)

mifampiaro,mifampahery ny samy zanak'Andriamanitra
« Tomoera ety amiko, ka aza matahotra; fa izay mikatsaka ny aiko no mikatsaka ny ainao koa; fa eto amiko no hahavoavonjy anao. » (1 Samoela 22:23)
mariky ny fijoroana vavolombelona eo anatrehany izany
« Ary hoy Jonatana tamin'i Davida: Mandehana soa aman-tsara; fa efa nianiana tamin'ny anaran'i Jehovah isika roa lahy hoe: Jehovah no vavolombelona amiko sy aminao ary amin'ny taranako sy ny taranakao mandrakizay. »
(1 Samoela 20:42)

SAHIA ARY SAMY MANAO DINGANA HAHATANTERAKA IZANY!!!
MAHEREZA.