"Mifankazara amin'ny Tsitoha ianao,dia hiadana;izany no hahatongavan'ny soa aminao"(Joba 22:21)

AZA MANAHY FA HANAMPY ANAO @ LAFINY REHETRA KRISTY AO ANATINAO


Efa natolotr'Andriamanitra ho an'i Kristy ao anatinao ny zavatra rehetra 
« sady fantatr'i Jesosy koa fa ny Ray efa nanolotra ny zavatra rehetra ho eo an-tànany, » (Jaona 13:3a) 
sahia ary miroso any @ izay hanirahana anao na aiza na aiza  
« ary ho entiny eo anatrehan'ny mpanapaka sy ny mpanjaka ianareo noho ny amiko, ho vavolombelona aminy sy amin'ny jentilisa.Fa raha manolotra anareo izy, dia aza manahy ny amin'izay fomba hitenenanareo, na izay holazainareo; Fa homena anareo amin izany ora izany izay holazainareo.Fa tsy ianareo no miteny, fa ny Fanahin'ny Rainareo no miteny ao anatinareo. » (Matio 10:18-20)

HAHOMBY IANAO!!! 
MATOKIA,MAHEREZA.