"Mifankazara amin'ny Tsitoha ianao,dia hiadana;izany no hahatongavan'ny soa aminao"(Joba 22:21)

MIBEBAHA ARY AZA MANAMELO-TENA INTSONY

N'inona n'inona fahalemana anananao na fahotana vitanao
« Ary ilay zanany nanao taminy hoe: Raiko ô, efa nanota tamin'ny lanitra sy teo anatrehanao aho ka tsy miendrika hatao hoe zanakao intsony. » (Lioka 15:21) 
rehefa hibebahanao eo anatrehan'Andriamanitra izany dia tsy ho tsarony akory
« Fa rainy kosa nanao tamin'ny ankizilahiny hoe: Alao haingana ny akanjo tsara indrindra ka ampiakanjoy azy; ary asio peratra ny tànany sy kapa ny tongony;ary ento ny zanak'omby nafahy, ka vonoy; ary aoka isika hihinana sy hifaly; » (Lioka 15:22-23)

TSY MANAM-PANIRIANA AFATSY NY HAMPIADANA ANAO OLONY AMIN'NY FOMBANY ANDRIAMANITRA!!!
MINOA.