Mosesy no irak'Andriamanitra teo anatrehan'i
Farao,
« Ary hoy Jehovah tamin'i Mosesy: Indro, efa
nataoko andriamanitra ho an'i Farao ianao; ary Arona rahalahinao kosa ho
mpaminaninao. » (Eksodosy 7:1),
Farao kosa dia ilay mafy fo tsy nety
nino iLay hafatra ,
« Ary Izaho hanamafy ny fon'i Farao sy hanamaro
ny famantarana sy ny fahagagana izay hataoko eto amin'ny tany Egypta. »
(Eksodosy 7:3),
FIDIO NY HO MOSESY AO @KRISTY!SA AHOANA?
VAVAKA :KRISTY
O ! INTY AHO MANAVAO NY FANOLORANTENAKO HO IRAKAO ! AMEN !