Kristy no Mpiandry anao olony ary fantany ianao
« Izaho no Mpiandry Tsara; ary fantatro ny Ahy, sady fantany
Aho, » (Jaona 10:14),
manana tanjona izay tsy maintsy ho tanteraka
Izy dia ny hahatonga ny ondriny ho andiany IRAY « Manana
ondry hafa izay tsy amin'ity vala ity Aho; ary ireny koa dia tsy maintsy ho
entiko ka hihaino ny feoko; ary ho tonga andiany iray izy, sady iray ihany ny
Mpiandry. » (Jaona 10:16).
MANEKE HO MPIARA-MIASA @ ONDRY HAFA
HANAFAINGANANA IZANY E !
VAVAKA :
KRISTY O ! TEFEO IZAHAY MBA HAKATO ILAY PLANINA TSARA EFA VOATENDRINAO DIA
NY HAMPIRAY SAINA ANAY OLONAO ! AMEN !