"Mifankazara amin'ny Tsitoha ianao,dia hiadana;izany no hahatongavan'ny soa aminao"(Joba 22:21)

TANTERAHO NY ADIDINAO OLON’I KRISTY


Raha misy voady nataonao olon'i Kristy t@ ny Tompo dia tokony hatao izany 
« Raha misy lehilahy mivoady amin'i Jehovah, na mianiana hamehy ny fanahiny hifady, dia tsy hitsoa-teny izy; araka izay rehetra naloaky ny vavany no hataony. » (Nomery 30:3)
ampitomboy ary ny fahasahianao mitory ny @ fanjakan'Andriamanitra
 « Ary Paoly niditra tao amin'ny synagoga ka niteny tamin'ny fahasahiana, dia niady hevitra telo volana ka nampanaiky ny amin'ny fanjakan'Andriamanitra. » (Asan'ny Apostoly 19:8)

MAHEREZA.NY OLOMBELONA REHETRA MANTSY NO TIAN’ANDRIAMANITRA HAHALALA NY FILAZANTSARA !