"Mifankazara amin'ny Tsitoha ianao,dia hiadana;izany no hahatongavan'ny soa aminao"(Joba 22:21)

HIARO ANAO OLONY @ FOMBANY NY TOMPO


Zonao olon'i Kristy no milaza @Andriamanitra hoe:AROVY @ FAHAVALOKO AHO!
« Arovy tahaka ny anakandriamaso aho, afeno ao ambanin'ny aloky ny elatrao,Mba tsy ho azon'ny ratsy fanahy izay mampahory ahy, dia ny fahavaloko masiaka, izay manodidina ahy. » (Salamo 17:8-9)
hivaly izany ka hirehareha ananka-po ianao hoe:NY TOMPO NO MPIARO AHY!
« Jehovah no harambatoko sy batery fiarovana ho ahy ary Mpamonjy ahy; Andriamanitro, vatolampy ialofako, sy ampingako ary tandroka famonjena ahy sy fiarovana avo ho ahy. » (Salamo 18:2)

AZA KIVY HATREO NY ZAVATRA REHETRA SATRIA TSY HO IRERY MANDRAKIZAY IANAO !MATOKIA !