"Mifankazara amin'ny Tsitoha ianao,dia hiadana;izany no hahatongavan'ny soa aminao"(Joba 22:21)

FIDIO HO TOMPONAO KRISTY


Safidy tsara ny safidinao ho lasa olon'i Kristy satria hiala aminao ny fahatezeran'Andriamanitra
« Hositraniko ny fiodinany, ho tia azy tsy vozonana Aho; Fa efa niala taminy ny fahatezerako. » (Hosea 14:5)
hamonjy anao Izy ary hataony am-pifaliana izany
« Jehovah Andriamanitrao no ao aminao, Mahery Izy ka hamonjy; Hiravoravo anao amin'ny fifaliana Izy; Ho sondriana amin'ny fitiavany Izy; Hifaly anao amin'ny fihobiana Izy.  » (Zefania 3:17)
MIFALIA RY OLOM-BOAVONJY !
ANKIFIZO ILAY FIAINAM-BAOVAO MENDRIKA ANAO !