"Mifankazara amin'ny Tsitoha ianao,dia hiadana;izany no hahatongavan'ny soa aminao"(Joba 22:21)

AOKA HO MASINA IANAREO SATRIA MASINA AHO


J-8 GDOP Palais des sports

AOKA HO MASINA IANAREO SATRIA MASINA AHO:
Mivavaha mba ho feno fahamasinana ny fiangonana ary hamoa voa tsara ny Kristiana

« Tsy ianareo no nifidy Ahy, fa Izaho no nifidy anareo ka nanendry anareo mba handeha sy hamoa, ary mba haharetan'ny vokatrareo, mba homen'ny Ray anareo izay rehetra hangatahinareo amin'ny anarako na inona na inona. » (Jaona 15:16)
HITONDRA NY FAHAZAVAN’I KRISTY EO @ IZAO TONTOLO IZAO NA NY FIANGONANA NA NY KRISTIANA !!! MINOA !!