"Mifankazara amin'ny Tsitoha ianao,dia hiadana;izany no hahatongavan'ny soa aminao"(Joba 22:21)

MANOA AO @ KRISTY IANAO


Momba Manoa kanefa hoy ny Tompo hoe:Hanan'anaka ianao ;
« Ary Ilay Anjelin'i Jehovah niseho tamin-dravehivavy ka nanao taminy hœ: Indro, momba ianao ka tsy niteraka; nefa hanan'anaka ianao ka hiteraka zazalahy. » (Mpitsara 13:3),
nanafatra koa Izy hoe:Aza misotro toaka ,
« Koa mitandrema ianao ankehitriny, ka aza misotro divay na toaka, ary aza mihinana akory izay zava-padina. » (Mpitsara 13:4),
dia teraka Samsona ,
« Ary niteraka zazalahy ravehivavy, ka ny anarany nataony hoe Samsona; dia nitombo ny zaza, ary Jehovah nitahy azy. » (Mpitsara 13:24).
ANJARANAO IZAO!NY IMPOSSIBLE HO LASA POSSIBLE EO @ FIAINANAO !
VAVAKA :RAY O !MATOKY NY FAHAGAGANA HATAONAO @ FIAINAKO AHO !@ ANARAN’I JESOA KRISTY VELONA AVY ANY NAZARETA AMEN !