"Mifankazara amin'ny Tsitoha ianao,dia hiadana;izany no hahatongavan'ny soa aminao"(Joba 22:21)

MORDEKAY AO AMIN'I KRISTY IANAO



Na ho tezitra aza ny hafa dia tsy hiankohoka eo anatrehan'ny olona na sampy na inona na inona fa eo anatrehan'i Kristy ihany!
« Ary rehefa hitan'i Hamana fa Mordekay tsy mba nety nandohalika na niankohoka teo anatrehany, dia tezitra loatra izy. » (Estera 3:5)
IZY RAHATEO EFA AO ANATINAO SADY HIAHY ANAO HATRANY! MAHEREZA!