"Mifankazara amin'ny Tsitoha ianao,dia hiadana;izany no hahatongavan'ny soa aminao"(Joba 22:21)

TARATRY NY FAHEFAN'I KRISTY NY KAPOTIN'I ELIA

Image du Blog ecouteisrael.centerblog.net
Source : ecouteisrael.centerblog.net
Raha tafiana dia mariky ny fanendrena anao
« Ary niala teo Elia ka nahita an'i Elisa, zanak'i Safata, ...; ary Elia nandroso nanatona azy, dia nanipy ny kapôtiny hanarona azy. » (1 Mpanjaka 19:19)
raha nahavita fahagagana
« Ary Elia nandray ny kapôtiny ka namalona azy, dia nikapoka ny rano, ary nisaraka roa ny rano, ka dia nita tamin'ny tany maina izy roa lahy. » (2 Mpanjaka 2:8)
dia hahavitanao koa
« Dia noraisin'i Elisa ny kapôtin'i Elia, ilay latsaka avy teny aminy, ka nakapony ny rano, dia hoy izy: Aiza Jehovah, Andriamanitr'i Elia? Eny, Elisa koa nikapoka ny rano, dia nisaraka roa izany, ka dia nita izy. » (2 Mpanjaka 2:14)
HAMPIOVA TANTERAKA NY FIAINANAO KRISTY IZAY EFA NEKENAO HITOETRA AO ANATINAO !!!
MINOA !!
AMPIASAO !!!
SAHIA !!!