"Mifankazara amin'ny Tsitoha ianao,dia hiadana;izany no hahatongavan'ny soa aminao"(Joba 22:21)

MILA MIERITRERITRA IZAY OLONA MAMO LAVA

Mariky ny fahatezeran'Andriamanitra @ olona iray no mahatonga azy mamo lava
« Fa izao no nolazain'i Jehovah, Andriamanitry ny Isiraely, tamiko: Raiso ety an-tanako ity kapoaky ny divay fahatezerana mirehitra ity, ka ampisotroy ny firenena rehetra izay anirahako anao.Ary hisotro izy ka hirepirepy sy ho very saina noho ny sabatra izay hampameleziko azy. » (Jeremia 25:15-16)
ho afaka izy raha mifona amin'i Kristy
« Izao no lazain'i Jehovah Tomponao, dia Andriamanitrao, Izay mandaha-teny ho an'ny olony: Indro, esoriko eny an-tananao ny kapoaka mampiraikiraiky, dia ny kapoaka gobilian'ny fahatezerako; Tsy hisotroanao intsony iny, » (Isaia 51:22)
hiova tanteraka
« Ary homeko fo hahalalany Ahy ho Jehovah izy; dia ho oloko izy, ary Izaho kosa ho Andriamaniny; fa hiverina amiko amin'ny fony rehetra izy. » (Jeremia 24:7)
ANTSOIN'ANDRIAMANITRA HIVAVAKA HO AZY IREO IANAO OLONY!!!