Ireo fitahiana voarainao dia aza laniana ho an'ny
ankohonanao irery fa asio zara ho an'izay tsy manana koa
« Ary
raha mijinja ny vokatry ny tanimbarinareo ianareo, dia aza jinjana avokoa ny
eny an-tsisiny, ary aza tsimponina izay latsaka avy amin'ny vokatrao, fa avelao
ho an'ny malahelo sy ny vahiny izany: Izaho no Jehovah Andriamanitrareo. »
(Levitikosy 23:22)
ampahany @ asan'ny Tompo ataonao izany
« Dia
nandray ny mofo Jesosy; ary rehefa nisaotra, dia nizara izany tamin'izay
nipetraka hihinana Izy; ary ny hazandrano koa araka izay nilainy. » (Jaona
6:11)
HAHAKASIKA NY FON’ANDRIAMANITRA IZANY !!MATOKIA !