Manafatra
ny Tompo fa mila manao ny sitrapony hatrany isika dia azo antoka fa hanana
hoavy mamirapiratra
« Ny lalàna rehetra
izay andidiako anao anio dia tandremo harahinareo, mba ho velona ianareo ka hihamaro
ary hiditra sady handova ny tany izay nianianan'i Jehovah tamin'ny razanareo
homena azy. » (Deotoronomia 8:1)
eny na
mandalo fotoan-tsarotra aza
« Dia nampanetry tena
anao Izy ka namela anao ho noana, dia nanome anao ny mana hohaninao, izay tsy
fantatrao na ny razanao, hampahafantarany anao fa tsy mofo ihany no iveloman'ny
olona; fa izay rehetra aloaky ny vavan'i Jehovah no iveloman'ny olona. »
(Deotoronomia 8:3)
MATOKIA!
FOTOANA
FANAVAHANA IZAO!
SAHIA
MIEZAKA MBA HO VARY FA TSY HO TSIPARIFARY SANATRIA!!!