Efa
voasoratra mialoha fa hisy loharano izay hitondra fanafahana ny fahotana
« Amin'izany andro izany dia hisy loharano voasokatra ho an'ny taranak'i
Davida sy ho an'ny mponina any Jerosalema hanafaka fahotana sy fahalotoana. »
(Zakaria 13:1)
dia i
Kristy izany
« fa na iza na iza no
misotro ny rano izay homeko azy dia tsy hangetaheta mandrakizay; fa ny rano
izay homeko azy dia ho loharano miboiboika ao anatiny ho fiainana
mandrakizay. » (Jaona 4:14)
rehefa
miaiky ny fahotany ny olona iray
« Raha miaiky ny
fahotantsika isika, dia mahatoky sy marina Izy ka mamela ny fahotantsika sy
manadio antsika ho afaka amin'ny tsi-fahamarinana rehetra. » (1 Jaona 1:9)
IO NO VAHA-OLANA
ANJARANAO SISA NO MANAPA-KEVITRA.