Hafa ny
mandray tenin'ny Tompo
« Ary nony ren'ny
Apostoly tany Jerosalema fa Samaria efa nandray ny tenin'Andriamanitra, dia
naniraka an'i Petera sy Jaona izy hankany aminy. » (Asan'ny Apostoly 8:14)
sy ny
mandray ny fanahy masina
« Nony tafidina tany
izy roa lahy, dia nivavaka ho an'ny olona mba handraisany ny Fanahy
Masina. » (Asan'ny Apostoly 8:15)
rehefa
feno fanahy dia manana hery hijoro vavolombelon'i Kristy
« Fa hahazo hery
ianareo amin'ny hilatsahan'ny Fanahy Masina aminareo, ary ho vavolombeloko any
Jerosalema sy eran'i Jodia sy Samaria ary hatramin'ny faran'ny tany. » (Asan'ny
Apostoly 1:8)
IZA
IANAO?