An'i Kristy ianao olony ary handray
an-tanana ny fiainanao Izy
« Amin'izany andro izany, hoy Jehovah, Tompon'ny maro, dia horaisiko
ianao, ry Zerobabela mpanompoko, zanak'i Sealtiela, hoy Jehovah, ka hataoko toy
ny fanombohan-kase ianao; fa efa nifidy anao Aho, hoy Jehovah, Tompon'ny maro. »
(Hagay 2:23)
tsy ianao ihany fa ny fanjakan'izao tontolo
izao mihitsy no ho raisiny
«Ary
ny anjely fahafito nitsoka, dia nisy feo mafy tany an-danitra nanao hœ: Ny
fanjakana amin'izao tontolo izao dia efa lasan'ny ny Tompontsika sy ny
Kristiny; ary Izy no hanjaka mandrakizay mandrakizay. » (Apokalypsy
11:15)
MINOA!!!
DIA HAMALY ANAO NY TOMPO
HOE : « TONGAVA AMINAO ARAK’IZAY HINOANAO E !! »
ROMBAO ILAY FANJAKAN’ANDRIAMANITRA
E !!!