Zarao @
mpino iray hafa ny fanirianao dia ho eo afovoany Kristy @ izay hanolon-tsaina
kokoa « Fa na aiza na aiza no iangonan'ny roa na telo
amin'ny anarako, dia ao afovoany Aho. »
(Matio 18:20)
sady ho
azo antoka ny valim-bavaka hiarana manao
« Ary lazaiko aminareo
koa: Raha misy roa aminareo mifanaiky ety ambonin'ny tany na amin'inona na
amin'inona ka hangataka izany, dia ho azony avy amin'ny Raiko Izay any
an-danitra izany. » (Matio 18:19)
AOKA HO
SAINA IRAY SY VAVA IRAY NO ENTINA EO @ TOMPO E!