Ny akaninao
olon'i Kristy ve?
Toerana voaaro ka izay tonga ao dia tsy ho tratran'ny
fampahoriana
« Aoka hitœtra ao aminao izay oloko voaroaka; Ary
aoka ho fieren'i Moaba ianao, mba tsy ho azon'ny mpandringana izy; Fa tsy misy
intsony ny mpampahory, tapitra ny loza, tsy misy amin'ny tany intsony ny
mpanosihosy. » (Isaia 16:4)
satria
ao aminao no mitoetra ilay mpamonjy
« Ary hisy seza
fiandrianana hampitœrina amin'ny famindram-po, ka hisy hipetraka eo aminy
amin'ny fahamarinana ao an-dain'i Davida, ary hitsara sy handinika izay marina
izy, sady ho faingam-pamoaka ny rariny. » (Isaia 16:5)
MINOA!
DIA
HIARIARY NY VONINAHITR’ANDRIAMANITRA AO AN-TRANONAO!