Safidy tsara ny manakaiky sy mitory an'i
Kristy
« Fa, izaho, dia ny ho
akaikin'Andriamanitra no mahatsara ahy; Hianao, Jehovah Tompo ô, no nataoko
aroko, mba hilaza ny asanao rehetra aho. » (Salamo 73:28)
tsy manao
ny fanaon'izao tontolo izao
« Aza tia izao tontolo
izao, na izay zavatra eo amin'izao tontolo izao. Raha misy olona tia izao
tontolo izao dia tsy ao anatiny ny fitiavana ny Ray. » (1 Jaona 2:15)
fa
mikatsaka hatrany ny sitrapon'Andriamanitra
« Ary mandalo izao
fiainana izao sy ny filany; fa izay manao ny sitrapon'Andriamanitra no
maharitra mandrakizay. » (1 Jaona 2:17)
TSY
HANENENANAO MANDRAKIZAY IZANY!
MATOKIA!
MAHEREZA!