Raha
misy rehareha dia tsy noho ny fahendrena na hery na harenan'ny tena
« Izao no lazain'i
Jehovah: Aoka ny hendry tsy hirehareha amin'ny fahendreny, ary aoka ny mahery
tsy hirehareha amin'ny heriny, ary aoka ny manan-karena tsy hirehareha amin'ny
hareny; » (Jeremia 9:22)
fa noho
ny fahalalana sy famindram-po ary ny fahamarinan'Andriamanitra
« Fa izay te-hirehareha
dia aoka hirehareha amin'izao: Dia ny fahendreny sy ny fahalalany Ahy ho
Jehovah, Izay manao famindram-po sy fitsarana marina ary fahamarinana ety
ambonin'ny tany; fa izany no sitrako, hoy Jehovah. » (Jeremia 9:23)
AMPIANARO
AHO HAHAY HANETRY TENA HATRANY!