Hifaly
ao anatinao olony Kristy
« Jehovah
Andriamanitrao no ao aminao, Mahery Izy ka hamonjy; Hiravoravo anao amin'ny
fifaliana Izy; Ho sondriana amin'ny fitiavany Izy; Hifaly anao amin'ny
fihobiana Izy. » (Zefania 3:17)
ho
faiziny @fombany izay nampahory anao
« Indro, hasiako
amin'Izany andro izany izay rehetra nampahory anao; Hovonjeko ny mandringa, ary
hovoriko ny noroahina, Eny, hataoko ho fiderana sy ho anarana ireny izay efa
nitondra henatra tany amin'ny tany rehetra. » (Zefania 3:19)
Tehirizo ary izany fiadanana anaty izany dia
manàna fanantenana
« Ary Andriamanitry ny
fanantenana anie hameno anareo amin'ny fifaliana sy ny fiadanana rehetra
amin'ny finoanareo, mba hitomboanareo amin'ny fanantenana noho ny herin'ny
Fanahy Masina. » (Romana
15:13)
SAHIA
MLAZA HOE:”SAMBATRA AHO JESO! MANANA ANAO TOMPON’NY HERY!”