Saro-piaro
ny taniny izay misy ny olony ny Tompo
« Ary Jehovah dia
saro-piaro ny taniny sady niantra ny olony. » (Joela 2:18)
Izy
milaza aminy hoe AZA MATAHOTRA RY TANY FAMBOLENA
« Aza
matahotra, ry tany fambolena, miravoravoa sy mifalia; Fa manao zava-dehibe
Jehovah. Aza matahotra, ry biby any an-tsaha, fa mihamaitso ny kijana any
an-efitra, mamoa ny hazo, ary vokatra ny aviavy sy ny voaloboka. » (Joela
2:21-22)
SAHIA
MILAZA FA MADAGASIKARA NO ANARANY!
DIA HAMALY ANAO IZY HOE :TONGAVA AMINAO ARAK’IZAY
HINOANAO!!!