Sahy
mitory ao @ tanàna misy anao
« Ary Filipo nidina
tany an-tanàna any Samaria ka nitory an'i Kristy tamin'ny olona tao. »
(Asan'ny Apostoly 8:5)
Ho maro
ny vahoaka no hino
« Ary ny vahoaka
betsaka dia niray hevitra nihaino izay nolazain'i Filipo, raha nandre azy sy
nahita ny fahagagana nataony. » (Asan'ny Apostoly 8:6)
sady ho
faly hahita ireo vokatry ny fitorianao
« Fa ny fanahy maloto
niantso tamin'ny feo mahery, dia nivoaka tamin'ny maro izay nanana azy; ary
maro ny mararin'ny paralysisa sy ny mandringa no nositraniny.Dia nisy fifaliana
lehibe tao amin'izany tanàna izany. » (Asan'ny Apostoly 8:7-8).
MINOA!