Ialao ny
fanaon'izao tontolo izao dia ho mpandresy ao @ Kristy ianao
« Izany teny izany efa
nolazaiko taminareo mba hanananareo fiadanana amiko. Aty amin'izao tontolo izao
no ahitanareo fahoriana; nefa matokia; Izaho efa naharesy izao tontolo
izao. » (Jaona 16:33)
hahazo
valim-bavaka satria Kristy mivantana no hangataka izany any @ Ray
« Amin'izany andro
izany dia hangataka amin'ny anarako ianareo; ary tsy milaza aminareo Aho fa
Izaho no hangataka amin'ny Ray ho anareo; » (Jaona 16:26)
TSY ALEO
VE HO RAISIN’I KRISTY AN-TANANA NY HOAVINAO E!