Hoy ny Tompo:Mifamindra fo
« Izao no lazain'i Jehovah, Tompon'ny maro:
Manaova fitsarana marina, ary samia mifampiantra sy mifamindra fo amin'ny
rahalahiny avy; » (Zakaria 7:9)
aza mampahory ny hafa indrindra ireo
sahirana aram-pivelomana
« ary aza mampahory ny mpitondratena na ny
kamboty, na ny vahiny, na ny mahantra; ary aza misy mihevitra ao am-ponareo
hanisy ratsy ny rahalahinareo ianareo. » (Zakaria 7:10)
vonoy ny momba ny tenanaoizay ety
an-tany
« Koa vonoy ny momba ny tenanareo izay ety
an-tany, dia fijangajangana, fahalotoana, firehetam-po, fanirian-dratsy ary
fieremana, dia fanompoan-tsampy izany; » (Kolosiana 3:5)
SAHIA!!