Manamafy ny Tompo fa izay ambaranao olon'i Kristy dia izay
asain'Andrmanaitra lazainao ihany
« satria Izaho tsy niteny ho Ahy, fa ny Ray
Izay naniraka Ahy, Izy no nandidy Ahy izay holazaiko sy izay hotoriko. »
(Jaona 12:49)
zava-masina no ambaranao sady mitondra fiainana
« Ary
fantatro fa fiainana mandrakizay ny didiny; koa izay lazaiko dia lazaiko araka
izay nolazain'ny Ray tamiko. » (Jaona 12:50)
TSAPANAO VE FA MIADANA IANAO SATRIA MPIZARA FIAINANA ?
MAHEREZA !