Mitoetra
eo @fitoerana masina ianao olon'i Kristy
« Iza no hiakatra any
an-tendrombohitr'i Jehovah? ary iza no hitœtra ao amin'ny fitoerany
masina? » (Salamo 24:3)
raha
madio tànana sy mahitsy fo ary tsy tia lainga
« Izay madio tanana sy
mahitsy fo, izay tsy manandratra ny fanahiny ho amin'ny lainga, na mianiana
hamitaka. » (Salamo 24:4)
Vitanao
izany ary ho voatahy ianao
« Handray fitahiana avy
amin'i Jehovah izy, ary fahamarinana avy amin'Andriamanitry ny famonjena
azy. » (Salamo 24:5)
ARAHABAINA
IANAO FA MANANA SEZA MENDRIKA ANAO ANY AN-DANITRA E!!!MIFALIA!AHEREZA!!