Hoy ny
Tompo aminao:Manàna finoana!
« Ary Jesosy namaly ka
nanao taminy hœ: Manàna finoana an'Andriamanitra. » (Marka 11:22)
Ho
mpihaino mpankato ianao ary hitsimbadika ny fiainanao dia hoy Izy aminao:Ny
finoanao no efa namonjy anao!
« Ary hoy Jesosy
taminy: Mandehana ianao, ny finoanao no efa namonjy anao. Dia nahiratra niaraka
tamin'izay ny masony, ka nanaraka an'i Jesosy teny an-dalana izy. » (Marka 10:52)
HIAINO
ILAY FIAINAM-BAOVAO MENDRIKA ANAO!!!