Antoka ho an'ny fitahiana anao sy ny ankohonanao eny
hahatonga anao hasandratra ambonin'ny firenena rehetra ny fankatoavanao ny
Tenin'Andriamanitra
« Raha
mihaino tsara ny feon'i Jehovah Andriamanitrao ianao ka mitandrina hanaraka ny
didiny rehetra, izay andidiako anao anio, dia hasandratr'i Jehovah Andriamanitrao
ho ambonin'ny firenena rehetra amin'ny tany ianao; » (Deotoronomia 28:1)
MINOA !REHEFA HISAFIDY IHANY TSY ALEO VE IZAY FOMBA AHAZOANA FIADANANA MANDRAKIZAY NO
KATSAHINA E !!!