Ny
fanajanao an'ilay Andriamanitra tokana Rain'i Jesoa Kristy dia efa mariky ny
fiainanao ao @ fiainana mandrakkizay
« Ary izao no fiainana mandrakizay, dia ny mahafantatra Anao, Izay
Andriamanitra tokana sady marina, sy Jesosy Kristy, Izay efa nirahinao. »
(Jaona 17:3)
Hifaly
ao anatinao Izy
« Jehovah Andriamanitrao no ao aminao, Mahery Izy ka hamonjy; Hiravoravo
anao amin'ny fifaliana Izy; Ho sondriana amin'ny fitiavany Izy; Hifaly anao
amin'ny fihobiana Izy. » (Zefania 3:17)
MINOA!
TENA
HAVAHANY ANIE IANAO E!
MAHEREZA!