An'Andriamanitra ny tontolo rehetra
« An'i Jehovah ny tany sy izay rehetra eo aminy. Izao rehetra izao sy ny
mponina eo aminy. » (Salamo 24:1)
atolory Azy ny momba anao rehetra manomboka @ tenananao h@ fanananao ary aoka hadio eo anatrehany izany
« Ary aza lotoinareo ny tany onenanareo, izay itœrako; fa Izaho Jehovah
mitœtra eo amin'ny Zanak'Isiraely. » (Nomery 35:34)
HAFA
IANAO MADIO ARA-BATANA !ARA-TSAINA!ARA-PANAHY!!MADIO KOA NY ARA-BOLA!NY
TRANO!NY FANANANAO REHETRA E!VITANAO IZANY!!!