Kivy ianao satria toa ianao irery sisa no tena mpanara-dia
an'i Kristy marina?
« Dia
hoy izy: Nafana dia nafana ny foko noho ny fitiavako an'i Jehovah,
Andriamanitry ny maro; fa ny Zanak'Isiraely efa nahafoy ny fanekenao; ny
alitaranao noravany, ary ny mpaminaninao novonoiny tamin'ny sabatra, ary izaho
dia izaho irery ihany no sisa. nefa mbola mitady hahafaty ny aiko koa
izy. » (1 Mpanjaka 19:14)
diso anefa izany fa ny Tompo hampahafantatra anao ireo
namanao
« Nefa
hamela fito arivo ao amin'ny Isiraely Aho, dia ny lohalika rehetra izay tsy
nandohalika tamin'i Bala sy ny vava rehetra izay tsy nanoroka azy. » (1
Mpanjaka 19:18)
FOTOANA FIOMBONANA IZAO !!
TSY TIANAO VE NY
HIARA-HANDRESY AO @ KRISTY E !!!
VITA IZANY !
FA IANAO ALOHA NO TOKONY
TSY HO KIVY VOALOHANY !
MAHEREZA !