Fotoana
fiambenana izao
« Koa amin'izany
miambena ianareo; fa tsy fantatrareo izay andro hihavian'ny Tomponareo. »
(Matio 24:42)
olom-boahosotr'Andriamanitra
mantsy ianao olon'i Kristy
« Ary Samoela nitondra
tavoara feno diloilo ka nanidina ny diloilo teo an-dohan'i Saoly, dia nanoroka
azy ka nanao hœ: Tsy nanosotra anao va Jehovah mba ho mpanapaka ny
lovany? » (1 Samoela 10:1)
dia
tokony ho tsapanao ny fiovam-po anananao
« Ary raha vao nihodina
niala tamin'i Samoela izy, dia nomen'Andriamanitra fo vaovao; ... » (1
Samoela 10:9a)
MAHEREZA!IZAY MADIO FO IHANY MANTSY NO HAHITA
AN’ANRIAMANITRA NO SADY HIAINA AO @ FANJAKANY DIENY ETY AN-TANY E!