FANAMBY HITRANGA TSY HO ELA!
Ny lohalika rehetra handohalika
« mba
ho amin'ny anaran'i Jesosy no handohalehan'ny lohalika rehetra, na ny any
an-danitra, na ny ety an-tany, na ny any ambanin'ny tany, » (Filipiana
2:10)
ny tany rehetra hiankohoka eo anatrehan'ny Tompo
« Ny
tany rehetra hiankohoka eo anatrehanao ka hankalaza Anao; eny, hankalaza ny
anaranao izy. » (Salamo 66:4)
MATOA TESTAMETA VOASORATRA DIA « POSSIBLE » ILAY IZY ,ATOMBOY
AMINAO ARY AZA AMELANA RAHA TSY IZAO TONTOLO IZAO NO HIAIKY FA KRISTY NO
MPANJAKAN’MPANJAKA E !!!